{"id":22036,"date":"2025-03-30T08:00:17","date_gmt":"2025-03-30T08:00:17","guid":{"rendered":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/?p=22036"},"modified":"2025-03-31T09:49:36","modified_gmt":"2025-03-31T09:49:36","slug":"alahamady-be-unique-and-a-shared-human-heritage","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/alahamady-be-unique-and-a-shared-human-heritage\/","title":{"rendered":"Alahamady Be \u2013 lova tokana sy iombonana"},"content":{"rendered":"<p><\/p>\n<div data-olk-copy-source=\"MessageBody\">Na dia mankalaza ny Taom-baovao amin&#8217;ny 1 Janoary miaraka amin&#8217;ny ankamaroan&#8217;izao tontolo izao aza i Madagasikara, ny taom-baovao ara-tantara Alahamady Be (ny andro voalohany amin&#8217;ny volana Alahamady), dia nilatsaka ny fenomanana ny volana Marsa (araka ny kalandrie gregorianina) na manodidina an\u2019izay.<\/div>\n<div id=\"x_Signature\">\n<div><\/div>\n<div>Amin&#8217;ity taona ity, ny Alahamady Be dia nitontona ny, Alahady 30 Marsa araka ny kalendrier gregorianina.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Na dia tsy miely patrana intsony aza ny fankalazana azy dia misy ny Malagasy sasany, rehefa miverina amin\u2019ny fomba amam-panao talohan\u2019ny fanjanahantany indray, no manamarika izany.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Anisan\u2019izany ny fankalazana ny fandroana \u2013 \u2018\u2019fandroana masina\u2019\u2019\u2013 ny fandrehetana ny afo tsy maty, na ny \u2018\u2019afo mandrakizay\u2019\u2019, izay atrehan\u2019ny mpiara-monina manontolo ary tsy maintsy mirehitra mandra-pahamarain\u2019ny andro sy ny \u2018\u2019arendrina\u2019\u2019, maneho ny fitohizan\u2019ny fiainana sy ny fahazavany ao anatin\u2019ny haizina, ary mahatonga ny hariva sy ny alina ho fetin\u2019ny mazava.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Ny takariva ny Malagasy dia mandray anjara amin\u2019ny atao hoe \u2018\u2019andro tsy maty\u2019\u2019 izay ivondronan\u2019ny mpiara-monina miara-miaritory eo amin\u2019ny afo.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Manao ny\u00a0Santatra avy eo ireo mpankalaza, amin\u2019ny alalan\u2019ny fanoloana ny tsihy ho vaovao sy fanaovana akanjo vaovao, ary ny safo-rano misandratr\u2019ando, izay ifampitsofan\u2019ny mpianakavy rano amin\u2019ny alalan\u2019ny rano madio.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Ny sakafo dia karakaraina sy hohanina miaraka mba hanehoana ny fifampizarana sy ny firaisan-kina ary ny fanambinana. Izany dia ahitana ny tatao, vary asiana ronono sy tantely, vita amin\u2019ny vary tondraka ronono sy tantely, ka apetraky ny mpandray anjara eo ambony lohany aorian\u2019ny \u2018\u2019safo rano misandratr\u2019ando\u2019\u2019 mba hiarovana amin\u2019ny ody ratsy, ary koa ny hanim-pitoloha, ny \u2018\u2019lovia fiton\u2019ny mpanjaka\u2019\u2019, izay maneho ny habetsahana sy ny fahalavorariana, ary ny nofon-kena mitam-pihavanana, izay izaraina ny hen\u2019omby hanamafisana ny fifamatorana ara-tsosialy.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Ny mozika, ny dihy ary ny fitantarana (anisan\u2019izany ny vakodrazana sy ny hira gasy) dia tena manan-danja mandritry ny hetsika.<\/div>\n<div><\/div>\n<div>Raha nandray sy anisan\u2019ny faritra mivelatra amin\u2019ny tontolo midadasika kokoa i Madagasikara, ny Alamahady Be dia mampahatsiahy ny fomban-drazana, ny angano ary ny fomba fanaontsika rehetra, ary na dia tsy manam-paharoa aza ny mponina tsirairay, ny soatoavina iombonantsika \u2013 ny fiainana, ny fahazavana, ny sakafo, ny mozika, ny fankalazana ary ny fiaraha-monina \u2013 dia ampahany itovizana amin\u2019ny tantara, ny kolontsaina ary ny lova iombonan\u2019ny taranak\u2019olombelona.<\/div>\n<\/div>\n<p><\/p>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Na dia mankalaza ny Taom-baovao amin&#8217;ny 1 Janoary miaraka amin&#8217;ny ankamaroan&#8217;izao tontolo izao aza i Madagasikara, ny taom-baovao ara-tantara Alahamady Be (ny andro voalohany amin&#8217;ny volana Alahamady), dia nilatsaka ny fenomanana ny volana Marsa (araka ny kalandrie gregorianina) na manodidina an\u2019izay. Amin&#8217;ity taona ity, ny Alahamady Be dia nitontona ny, Alahady 30 Marsa araka ny kalendrier gregorianina. Na dia tsy miely patrana intsony aza ny fankalazana azy dia misy ny Malagasy sasany, rehefa miverina amin\u2019ny fomba amam-panao talohan\u2019ny fanjanahantany indray, no manamarika izany. Anisan\u2019izany ny fankalazana ny fandroana \u2013 \u2018\u2019fandroana masina\u2019\u2019\u2013 ny fandrehetana ny afo tsy maty, na ny \u2018\u2019afo&#8230; <\/p>\n","protected":false},"author":18,"featured_media":22037,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[235,221,187,188],"tags":[388,115,389,391,390],"class_list":["post-22036","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-community","category-food","category-madagascar","category-malagasy","tag-alahamady-be","tag-madagascar","tag-malagasy-culture","tag-shared-human-history","tag-tradition"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/22036","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/users\/18"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=22036"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/22036\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":22046,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/22036\/revisions\/22046"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/media\/22037"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=22036"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=22036"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/moneyformadagascar.org\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=22036"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}