Alahamady Be – lova tokana sy iombonana
Na dia mankalaza ny Taom-baovao amin’ny 1 Janoary miaraka amin’ny ankamaroan’izao tontolo izao aza i Madagasikara, ny taom-baovao ara-tantara Alahamady Be (ny andro voalohany amin’ny volana Alahamady), dia nilatsaka ny fenomanana ny volana Marsa (araka ny kalandrie gregorianina) na manodidina an’izay. Amin’ity taona ity, ny Alahamady Be dia nitontona ny, Alahady 30 Marsa araka ny kalendrier gregorianina. Na dia…